音乐-环球宝贝10-曲目 2歌词

Ny Fitiavako An'I Mama - Erick Manana
Tena tsotra sady fohy
Ny h** tia fa tsy voalaza
Teny kely fa mampaory
Rehefa tsy voaloaky ny vava
Ny fitiavana ilay reny
Mbola hafa koa io ka hafa
Toa tsy akiteniteny
Nefa henoko mitafa
Tena marina
Tena marina
Ny fitiavako an'i mama
Tsy mivaky fa mafonja
Tsara kotrika mafana
Am poko ao izy manonja
Tsy mba mila orokoroka
Tsy mba mila safosafo
Fa fitia miray fototra
Mandra maty tsy halazo
Ho ela velona
Ela ti at co
Ny fitiavako an'i
Mama Tsy mivaky fa mafonja
Tsara kotrika mafana
Am poko ao izy manonja
Tsy mba mila orokoroka
Tsy mba mila safosafo
Fa fitia miray fototra
Mandra maty tsy halazo
Ho ela velona oo
Emati raco
Tena tsotra sady fohy
Ny h** tia fa tsy voalaza
Teny kely fa mampaory
Rehefa tsy voaloaky ny vava
Ny fitiavana ilay
Reny Mbola hafa koa io ka hafa
Toa tsy akiteniteny
Nefa henoko mitafa
Tena marina
Tena marina ee
Ny fitiavako an'i
Mama Tsy mivaky fa mafonja
Tsara kotrika mafana
Am poko ao izy manonja
Tsy mba mila orokoroka
Tsy mba mila safosafo
Fa fitia miray fototra
Mandra maty tsy halazo
Ho ela velona oo
Ho ela velona oo

音乐-环球宝贝10-曲目 2LRC歌词

音乐-环球宝贝10-曲目 2歌词金宝贝音乐-环球宝贝10-曲目 2LRC歌词添加中

音乐-环球宝贝10-曲目 2歌词,音乐-环球宝贝10-曲目 2LRC歌词

歌曲名:音乐-环球宝贝10-曲目 2  歌手:金宝贝  所属专辑:未知

作词:  作曲:  发行公司:未知  发行时间:

歌曲ID:540574  分类:  语言:  大小:3.89 MB  时长:04:15秒  比特率:128K  评分:0.0分

介绍:《音乐-环球宝贝10-曲目 2》 是 金宝贝 演唱的歌曲,时长04分15秒,由作词,作曲,如果您觉得好听的话,就把这首歌分享给您的朋友共同聆听,一起支持歌手金宝贝吧!

◆ 本页是音乐-环球宝贝10-曲目 2LRC歌词下载页面,如果您想下载音乐-环球宝贝10-曲目 2mp3,那么就点击  音乐-环球宝贝10-曲目 2Mp3免费下载

◆ 如果你想在线试听这首歌曲就点击  音乐-环球宝贝10-曲目 2在线试听

◆ 如果你想了解更多歌手金宝贝的信息就点击  金宝贝的所有歌曲  金宝贝的专辑  金宝贝的详细资料  金宝贝的图片大全

◆ 音乐-环球宝贝10-曲目 2的永久试听地址是//www.9ku.com/play/540574.htm,请将九酷音乐网(www.9ku.com)告诉您的3个朋友,感谢您对九酷音乐网支持!

Copyright @2023 - 2025 www.9ku.com.All Rights Reserved.九酷音乐网 版权所有  备案号:黑ICP备2023008593号-1